FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 14:50
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 50 Ny anaran’ny vadin’i Saoly dia Ahinoama, zanak’i Ahimaza. Ny anaran’ny lehiben’ny tafiny dia Abnera,+ zanak’i Nera, dadatoan’i Saoly.

  • 1 Samoela 17:55
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 55 Tamin’i Saoly nahita an’i Davida nivoaka hiady tamin’ilay Filistinina, dia hoy izy tamin’i Abnera,+ lehiben’ny tafika: “Zanak’iza iny ankizilahy+ iny, ry Abnera?” Dia hoy i Abnera: “Mianiana aminao aho,* ry mpanjaka, fa tena tsy fantatro!”

  • 1 Samoela 26:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Nankany amin’ny toerana nitobian’i Saoly izy, taorian’izay. Dia hitany ny toerana natorian’i Saoly sy Abnera+ zanak’i Nera, lehiben’ny tafiny. Natory tao amin’ny toby i Saoly, ary nitoby nanodidina azy ny miaramilany.

  • 2 Samoela 4:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Rehefa henon’i Isboseta+ zanak’i Saoly fa maty tany Hebrona+ i Abnera, dia tsy nanana herim-po intsony* izy, ary ny Israelita rehetra koa natahotra be.

  • 1 Mpanjaka 2:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 “Fantatrao tsara koa ny nataon’i Joaba zanak’i Zeroia tamiko. Namono an’izy roa lahy lehiben’ny tafiky ny Israely izy, dia i Abnera+ zanak’i Nera sy Amasa+ zanak’i Jatera. Nandatsa-dra+ izy nefa tsy nisy ady akory, ka voaloton’ny ra ny fehikibo teo amin’ny andilany sy ny kapa teny an-tongony.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara