1 Samoela 17:55 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 55 Tamin’i Saoly nahita an’i Davida nivoaka hiady tamin’ilay Filistinina, dia hoy izy tamin’i Abnera,+ lehiben’ny tafika: “Zanak’iza iny ankizilahy+ iny, ry Abnera?” Dia hoy i Abnera: “Mianiana aminao aho,* ry mpanjaka, fa tena tsy fantatro!” 2 Samoela 2:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Nalain’i Abnera+ zanak’i Nera lehiben’ny tafik’i Saoly anefa i Isboseta+ zanak’i Saoly, dia nentiny niampita nankany Mahanaima.+ 2 Samoela 3:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Rehefa tafaverina tao Hebrona+ i Abnera, dia nentin’i Joaba nihataka kely nankao am-bavahady mba hiresahany mitokana. Rehefa tao anefa izy ireo, dia notsatohan’i Joaba tamin’ny sabatra ny kibony ka maty izy.+ Nanao an’izany izy satria novonoin’i Abnera i* Asahela+ rahalahiny.
55 Tamin’i Saoly nahita an’i Davida nivoaka hiady tamin’ilay Filistinina, dia hoy izy tamin’i Abnera,+ lehiben’ny tafika: “Zanak’iza iny ankizilahy+ iny, ry Abnera?” Dia hoy i Abnera: “Mianiana aminao aho,* ry mpanjaka, fa tena tsy fantatro!”
8 Nalain’i Abnera+ zanak’i Nera lehiben’ny tafik’i Saoly anefa i Isboseta+ zanak’i Saoly, dia nentiny niampita nankany Mahanaima.+
27 Rehefa tafaverina tao Hebrona+ i Abnera, dia nentin’i Joaba nihataka kely nankao am-bavahady mba hiresahany mitokana. Rehefa tao anefa izy ireo, dia notsatohan’i Joaba tamin’ny sabatra ny kibony ka maty izy.+ Nanao an’izany izy satria novonoin’i Abnera i* Asahela+ rahalahiny.