FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 17:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 I Amasa no notendren’i Absaloma ho lehiben’ny tafika hisolo an’i Joaba.+ I Amasa+ dia zanak’ilay lehilahy israelita atao hoe Jitra, izay nanao firaisana tamin’i Abigaila,+ zanakavavin’i Nahasy sady rahavavin’i Zeroia renin’i Joaba.

  • 2 Samoela 20:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Tsy mba mailomailo i Amasa, nefa nisy sabatra teny an-tanan’i Joaba. Dia nasian’i Joaba tamin’iny ny kibony,+ ka nivoaka ny tsinainy dia niparitaka tamin’ny tany. Tsy nila namely azy fanindroany i Joaba, fa indray mandeha ihany dia maty izy. Ary lasa i Joaba sy Abisay rahalahiny nanenjika an’i Sheba zanak’i Bikry.

  • 1 Tantara 2:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 I Abigaila niteraka an’i Amasa,+ ary i Jatera Ismaelita no rain’i Amasa.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara