27 Rehefa tafaverina tao Hebrona+ i Abnera, dia nentin’i Joaba nihataka kely nankao am-bavahady mba hiresahany mitokana. Rehefa tao anefa izy ireo, dia notsatohan’i Joaba tamin’ny sabatra ny kibony ka maty izy.+ Nanao an’izany izy satria novonoin’i Abnera i Asahela+ rahalahiny.