FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 11:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Nankany Gilgala àry ny olona rehetra, ka tany i Saoly no nataon’izy ireo mpanjaka teo anatrehan’i Jehovah. Dia nanolotra sorona iombonana teo anatrehan’i Jehovah+ izy ireo tany, ary nanao fety i Saoly sy ny Israelita rehetra ka faly be mihitsy.+

  • 1 Samoela 13:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Dia hoy i Samoela taminy: “Tena nanao hadalana mihitsy ianao. Tsy nankatoavinao ny didy nomen’i Jehovah Andriamanitrao anao.+ Raha nankatò anefa ianao, dia ho nataon’i Jehovah mafy orina mandrakizay teo amin’ny Israely ny fanjakanao.

  • 1 Samoela 15:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Hoy anefa i Samoela taminy: “Izaho tsy hiverina hiaraka aminao, fa efa tsy niraharaha ny tenin’i Jehovah ianao, ka tsy eken’i Jehovah ho mpanjakan’ny Israely intsony.”+

  • 1 Samoela 28:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Farany, dia hoy i Saoly tamin’ny mpanompony: “Itadiavo vehivavy mpamoha angatra+ aho. Dia handeha ho any aminy aho hanontany azy.” Ary hoy ny mpanompony: “Misy vehivavy mpamoha angatra ao En-dora.”+

  • 1 Samoela 31:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Dia hoy i Saoly tamin’ny mpitondra ny fiadiany: “Tsoahy ny sabatrao dia atsatohy amiko, sao dia ho avy hamely ahy ireo tsy mifora ireo+ ka hampijalijaly ahy sy tsy hiantra ahy.” Tsy nety anefa ilay mpitondra fiadiana, satria natahotra be. Nalain’i Saoly àry ny sabatra, dia nianjerany mba ho voatrobaka izy.+

  • 2 Samoela 1:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Mahatehotia sy mamy hoditra* i Saoly sy Jonatana+ fony fahavelony,

      Ary tsy nisaraka fa niara-maty.+

      Haingam-pandeha noho ny voromahery izy ireo,+

      Ary mahery noho ny liona.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara