FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 2:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Nisy lehilahin’Andriamanitra tonga tany amin’i Ely, ka niteny hoe: “Izao no nolazain’i Jehovah: ‘Tsy efa nampahafantatra tsara ny tenako tamin’ny ankohonan-drainao ve aho, tamin’izy ireo andevon’ny ankohonan’i Farao tany Ejipta?+

  • 1 Samoela 2:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Hahita fahavalo ao an-tranoko ianao rehefa manao soa amin’ny Israely aho.+ Ary tsy hisy lehilahy ho tratrantitra intsony mihitsy ao amin’ny ankohonanao.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara