FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 21:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Nankany amin’i Ahimeleka mpisorona tany Noba+ i Davida, tatỳ aoriana. Dia natahotra i Ahimeleka rehefa nahita an’i Davida, ka niteny hoe: “Maninona ianao no mandeha irery, fa tsy misy miaraka aminao?”+

  • 1 Samoela 22:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Dia hoy i Doega+ Edomita izay teo koa sady niandraikitra an’ireo mpanompon’i Saoly:+ “Hitako tany Noba, tao amin’i Ahimeleka zanak’i Ahitoba,+ ny zanak’i Jese.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara