FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 22:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Niala tao àry i Davida,+ ka nandositra nankany amin’ilay lava-bato ao Adolama.+ Rehefa naheno an’izany ny rahalahiny sy ny ankohonan-drainy manontolo, dia nidina nankany aminy. 2 Ary nankany aminy izay rehetra nanana olana, sy bokan-trosa, ary niharan’ny tsy rariny. Dia lasa lehiben’izy ireo i Davida. Lehilahy 400 teo ho eo no niaraka taminy.

  • 1 Samoela 25:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Avy hatrany dia hoy i Davida tamin’ny olony: “Samia mandray ny sabany!”+ Dia samy nanao ny sabany teo amin’ny fehikibony izy ireo, ary nanao toy izany koa i Davida. Ary lehilahy 400 teo ho eo no niakatra nanaraka an’i Davida, fa ny 200 kosa niandry entana.

  • 1 Samoela 30:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Tonga dia niainga i Davida sy ny 600 lahy niaraka taminy,+ ka nandeha hatrany amin’ny Lohasahan’i* Besora. Dia nijanona teo ny sasany tamin’izy ireo.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara