-
1 Samoela 23:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Niainga avy hatrany àry i Davida sy ny olony 600 lahy teo ho eo,+ ka niala tao Keila, ary nandeha tany amin’izay azony naleha. Rehefa nisy nilaza tamin’i Saoly hoe efa nandositra niala tao Keila i Davida, dia tsy nandeha nisambotra azy tany indray izy.
-