FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 18:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Vao mainka àry natahotra an’i Davida i Saoly, ka lasa fahavalon’i Davida izy mandra-pahafatiny.+

  • 1 Samoela 20:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Dia notorahan’i Saoly lefona i Jonatana mba hamelezana azy.+ Fantatr’i Jonatana àry fa efa masaka tao an-tsain-drainy ny hamono an’i Davida ho faty.+

  • 1 Samoela 27:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Hoy anefa i Davida anakampo: “Ho fatin’ny tanan’i Saoly ihany aho indray andro any. Ny mandositra any amin’ny tanin’ny Filistinina no tena mety amiko.+ Amin’izay dia tsy hitady ahy manerana ny faritry ny Israely+ intsony i Saoly, ka tsy ho azon’ny tanany aho.”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara