-
Josoa 15:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Izany no lova nozaraina tamin’ny fokon’i Joda, araka ny fianakaviany avy.
-
-
1 Samoela 25:2, 3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Nisy lehilahy iray tao Maona,+ ary niasa tany Karmela*+ izy. Mpanankarem-be ilay lehilahy. Nanana ondry 3 000 sy osy 1 000 izy. Dia nanety ny ondriny tao Karmela izy. 3 Kalebita+ ilay lehilahy, Nabala+ no anarany, ary Abigaila+ no anaran’ny vadiny. Malina sady tsara tarehy ilay vadiny, fa ilay lehilahy kosa masiaka sady ratsy toetra.+
-