FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 25:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Tapaho ny hevitra hoe inona no hataonao, fa tena hahita loza ny tompontsika sy ny ankohonany manontolo.+ Olona tena tsisy ilana azy*+ mantsy izy ka tsy azo ifampiresahana mihitsy.”

  • 1 Samoela 25:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Ary i Davida efa niteny hoe: “Niasa maina fotsiny aho niambina an’izay rehetra ananan’ilay rangahy iny tany an-tany efitra. Tsy nisy very na iray aza ny fananany,+ nefa ratsy no avaliny ny soa nataoko.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara