-
1 Samoela 25:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 dia hoy i Nabala: “Fa i Davida moa no iza, ary iza moa ny zanak’i Jese? Efa betsaka izao ny mpanompo mitsoaka miala ao amin’ny tompony.+
-
-
Salamo 35:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Mamaly ratsy ny soa nataoko+ izy ireo,
Ka hoatran’ny hoe nidonam-pahoriana aho.
-