FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 19:4, 5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Zavatra tsara momba an’i Davida àry no noresahin’i Jonatana+ tamin’i Saoly rainy. Hoy izy: “Tsy tokony hanisy ratsy an’i* Davida mpanompony ny mpanjaka, satria izy tsy nanisy ratsy anao ary nahasoa anao izay nataony ho anao. 5 Fa nanao vivery ny ainy* izy mba hamonoana an’ilay Filistinina,+ ka nataon’i Jehovah nahazo fandresena* lehibe ny Israely rehetra. Ary faly be ianao nahita an’izany. Koa nahoana ianao no hanota ka handatsaka ran’olona tsy manan-tsiny, dia hamono an’i Davida tsy amin’antony?”+

  • 1 Samoela 20:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Dia notorahan’i Saoly lefona i Jonatana mba hamelezana azy.+ Fantatr’i Jonatana àry fa efa masaka tao an-tsain-drainy ny hamono an’i Davida ho faty.+

  • Jeremia 18:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Dia ratsy ve no havaly ny soa?

      Fa nihady lavaka hamonoana ahy izy ireo.+

      Tsarovy ny nitsanganako teo anatrehanao mba hilaza zavatra tsara momba azy ireo,

      Amin’izay dia tsy ho tezitra aminy intsony ianao.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara