1 Samoela 22:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia namaly an’ilay mpanjaka i Ahimeleka hoe: “Iza amin’ny mpanomponao rehetra moa no azo atokisana* hoatran’i Davida?+ Izy ange vinantolahin’ny mpanjaka+ e, sady lehiben’ny mpiambina anao ary manaja azy ny ao an-tranonao.+
14 Dia namaly an’ilay mpanjaka i Ahimeleka hoe: “Iza amin’ny mpanomponao rehetra moa no azo atokisana* hoatran’i Davida?+ Izy ange vinantolahin’ny mpanjaka+ e, sady lehiben’ny mpiambina anao ary manaja azy ny ao an-tranonao.+