-
1 Samoela 20:32Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
32 Niteny tamin’i Saoly rainy anefa i Jonatana hoe: “Fa maninona izy no tokony hovonoina ho faty?+ Fa inona no nataony?”
-
-
1 Samoela 24:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Ry raiko ô, jereo ange e! Jereo fa ity an-tanako ity ny morontongotr’iny akanjonao iny! Fa tsy namono anao aho tamin’izaho nanapaka ny morontongotr’akanjonao. Hitanao sady azonao izao fa tsy mieritreritra ny hanisy ratsy anao aho+ na hikomy aminao. Tsy nanota taminao aho, na dia manao haza lambo ahy aza ianao mba hamonoana ahy.+
-