-
1 Samoela 26:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Dia fantatr’i Saoly ny feon’i Davida, ka hoy izy: “Feonao ve izany, ry Davida zanako?”+ Ary hoy i Davida: “Feoko izany, ry mpanjaka tompoko.”
-