FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 24:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Dia nitsangana i Davida ka nivoaka avy tao amin’ilay lava-bato, ary niantsoantso avy tao aorian’i Saoly hoe: “Ry mpanjaka tompoko ô!”+ Rehefa nitodika i Saoly, dia niondrika i Davida ka niankohoka tamin’ny tany.

  • 1 Samoela 24:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Vao avy niteny an’izany tamin’i Saoly i Davida, dia hoy i Saoly: “Feonao ve izany, ry Davida zanako?”+ Ary nigogogogo nitomany i Saoly.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara