FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 25:14-16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Nandritra izany fotoana izany, dia nilaza tamin’i Abigaila vadin’i Nabala ny iray tamin’ny mpanompony hoe: “Naniraka olona avy tany an-tany efitra i Davida mba hirary soa ho an’ny tompontsika, kanjo nanambanimbany an-dry zareo izy sady nivazavaza taminy.+ 15 Tsara fanahy be taminay anefa ireo lehilahy ireo. Tsy mba nihetraketraka taminay ry zareo, sady tsy nisy zavatray very na iray aza nandritra ny fotoana rehetra niarahanay tany an-tsaha.+ 16 Hoatran’ny manda niaro anay izy ireo, na andro na alina, nandritra ny fotoana rehetra niarahanay, tamin’izahay niandry ny andian’ondry.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara