-
1 Samoela 25:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Henoko fa manety ondry ianao. Rehefa tafaraka taminay ny mpiandry ondrinao, dia tsy nihetraketraka taminy izahay.+ Hitan’izy ireo hoe tsy nisy na inona na inona very nandritra ny fotoana rehetra nijanonany teto Karmela.
-