1 Samoela 25:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Kalebita+ ilay lehilahy, Nabala+ no anarany, ary Abigaila+ no anaran’ny vadiny. Malina sady tsara tarehy ilay vadiny, fa ilay lehilahy kosa masiaka sady ratsy toetra.+
3 Kalebita+ ilay lehilahy, Nabala+ no anarany, ary Abigaila+ no anaran’ny vadiny. Malina sady tsara tarehy ilay vadiny, fa ilay lehilahy kosa masiaka sady ratsy toetra.+