Levitikosy 2:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia ho an’i Arona sy ny zanany lahy ny ambin’ilay fanatitra varimbazaha,+ ho zavatra masina indrindra+ avy amin’ny fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah. Nomery 5:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “‘Ho an’ny mpisorona+ daholo izay fanomezana masina+ entin’ny Israelita any aminy.
3 Dia ho an’i Arona sy ny zanany lahy ny ambin’ilay fanatitra varimbazaha,+ ho zavatra masina indrindra+ avy amin’ny fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah.