34 Raha mbola velona koa i Jehovah Andriamanitry ny Israely izay nisakana ahy tsy hanisy ratsy anao,+ dia tsy ho nisy niangana intsony ny lehilahy rehetra ao amin’ny ankohonan’i Nabala+ mandra-paharainan’ny andro, raha tsy tonga haingana nihaona tamiko ianao.”+