2 Samoela 2:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Teo koa izy telo mirahalahy zanak’i Zeroia:+ I Joaba+ sy Abisay+ ary Asahela.+ Ary nahery nihazakazaka toy ny gazela any an-tsaha i Asahela. 1 Tantara 2:15, 16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ozema no fahenina, ary Davida+ no fahafito. 16 I Zeroia sy Abigaila+ no anabavin’izy ireo. Telo ny zanakalahin’i Zeroia, dia i Abisay+ sy Joaba+ ary Asahela.+
18 Teo koa izy telo mirahalahy zanak’i Zeroia:+ I Joaba+ sy Abisay+ ary Asahela.+ Ary nahery nihazakazaka toy ny gazela any an-tsaha i Asahela.
15 Ozema no fahenina, ary Davida+ no fahafito. 16 I Zeroia sy Abigaila+ no anabavin’izy ireo. Telo ny zanakalahin’i Zeroia, dia i Abisay+ sy Joaba+ ary Asahela.+