-
2 Samoela 10:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Rehefa henon’i Davida izany, dia nirahiny i Joaba sy ny tafika manontolo, anisan’izany ireo miaramilany matanjaka indrindra.+
-
-
1 Mpanjaka 11:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Tamin’i Davida nandresy an’i Edoma,+ dia niakatra handevina an’izay maty i Joaba lehiben’ny tafika. Niezaka namono ny lehilahy rehetra tany Edoma koa izy.
-