1 Samoela 10:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia naka jaogy kely misy menaka i Samoela, ka nandraraka an’ilay menaka teo amin’ny lohan’i Saoly.+ Nanoroka azy izy ary niteny hoe: “I Jehovah mihitsy no nanosotra anao ho mpitarika+ eo amin’ny lovany.+
10 Dia naka jaogy kely misy menaka i Samoela, ka nandraraka an’ilay menaka teo amin’ny lohan’i Saoly.+ Nanoroka azy izy ary niteny hoe: “I Jehovah mihitsy no nanosotra anao ho mpitarika+ eo amin’ny lovany.+