-
1 Samoela 25:38Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
38 Rehefa afaka folo andro teo ho eo, dia nasian’i Jehovah i Nabala ka maty.
-
-
Salamo 94:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
94 Ry Jehovah Andriamanitra mpamaly ny ratsy natao ô,+
Ry Andriamanitra mpamaly ny ratsy natao ô, mamirapirata!
-