-
1 Samoela 31:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Ary vao mainka nihamafy ny fanafihana an’i Saoly. Dia hitan’ireo mpandefa zana-tsipìka izy, ka voan’izy ireo ary naratra mafy.+
-
-
1 Samoela 31:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Niara-maty tamin’iny andro iny àry i Saoly sy ny zanany telo lahy sy ny mpitondra ny fiadiany ary ny mpanompony rehetra niaraka taminy.+
-