17 Natao ny antsapaka fahefatra+ ka nahazo anjara i Isakara,+ izany hoe ny taranak’i Isakara, araka ny fianakaviany avy. 18 Ary ny sisin-taniny dia tonga hatrany Jezirela,+ Kesolota, Sonema,+
8 Nankany Sonema+ i Elisa, indray andro. Nisy vehivavy nanan-kaja tao, ary tsy namelany mihitsy i Elisa raha tsy nisakafo tao aminy.+ Nivily mba hisakafo tao àry i Elisa isaky ny nandalo.