4 Dia tafangona ny Filistinina, ary nandeha nanangana toby tao Sonema.+ Koa nangonin’i Saoly ny Israely rehetra, ary nanangana toby tao Gilboa+ izy ireo.
8 Nankany Sonema+ i Elisa, indray andro. Nisy vehivavy nanan-kaja tao, ary tsy namelany mihitsy i Elisa raha tsy nisakafo tao aminy.+ Nivily mba hisakafo tao àry i Elisa isaky ny nandalo.