FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 31:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Niady tamin’ny Israely ny Filistinina.+ Ary nandositra azy ireo ny lehilahy israelita, ka be dia be no maty niampatrampatra teny amin’ny Tendrombohitra Gilboa.+

  • 2 Samoela 1:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Ry tendrombohitr’i Gilboa!+

      Enga anie tsy hisy ando na orana hilatsaka eny aminareo,

      Na saha hanome vokatra hatao fanomezana masina,+

      Fa teny aminareo no nandotoana ny ampingan’ireo mahery,

      Ka tsy voahosotra menaka intsony ny ampingan’i Saoly.

  • 2 Samoela 21:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Lasa àry i Davida naka ny taolambalon’i Saoly sy Jonatana zanany tany amin’ireo mpitarika* tao Jabesi-gileada,+ izay nangalatra azy ireo teo amin’ny tany malalak’i Beti-sana. Teo no nanantonan’ny Filistinina azy ireo, tamin’ilay andro namonoan’ny Filistinina an’i Saoly tany Gilboa.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara