1 Samoela 4:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Koa nitantara ilay mpilaza vaovao hoe: “Nandositra an’ireo Filistinina ny Israely, ary resy tanteraka ny olona.+ Maty koa i Hofinia sy Finehasa zanakao mirahalahy,+ ary lasa babo ny Vata masin’ilay tena Andriamanitra.”+
17 Koa nitantara ilay mpilaza vaovao hoe: “Nandositra an’ireo Filistinina ny Israely, ary resy tanteraka ny olona.+ Maty koa i Hofinia sy Finehasa zanakao mirahalahy,+ ary lasa babo ny Vata masin’ilay tena Andriamanitra.”+