FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 23:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • 1 Samoela 2:31-34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Ho avy ny andro hanafoanako ny herinao* sy ny herin’ny ankohonan-drainao, ka tsy hisy lehilahy ho tratrantitra ao amin’ny ankohonanao.+ 32 Hahita fahavalo ao an-tranoko ianao rehefa manao soa amin’ny Israely aho.+ Ary tsy hisy lehilahy ho tratrantitra intsony mihitsy ao amin’ny ankohonanao. 33 Ny lehilahy anisan’ny taranakao izay havelako hanompo eo amin’ny alitarako dia handreraka ny masonao sy hitondra alahelo ho anao. Fa ny ankamaroan’ny olona ao amin’ny ankohonanao kosa hovonoin’ny olona amin’ny sabatra.+ 34 Ary ho famantarana ho anao izao zavatra hanjo an’i Hofinia sy Finehasa zanakao roa lahy izao: Andro iray ihany no hahafatesan’izy roa lahy.+

  • Isaia 55:10, 11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara