-
1 Samoela 18:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Ary izao ny hiran’ireo vehivavy nandihindihy ireo:
“I Saoly nahafaty an’arivoarivony,
Fa i Davida kosa nahafaty an’alinaliny.”+
-
-
1 Samoela 21:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Hoy ny mpanompon’i Akisy: “Tsy io ve ilay Davida mpanjakan’ilay tany? Tsy izy ve no nanaovan’ny olona dihy sy hira hoe:
‘I Saoly nahafaty an’arivoarivony,
Fa i Davida kosa nahafaty an’alinaliny’?”+
-