FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 18:6-8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Rehefa tafaverina avy namely an’ireo Filistinina i Davida sy ny olona niaraka taminy, dia nisy vehivavy nivoaka avy tany amin’ny tanàna rehetra teo amin’ny Israely mba hitsena an’i Saoly Mpanjaka. Falifaly be izy ireo ary nihira+ sy nandihy tamin’ny feon’ampongatapaka+ sy mandôlinina.* 7 Ary izao ny hiran’ireo vehivavy nandihindihy ireo:

      “I Saoly nahafaty an’arivoarivony,

      Fa i Davida kosa nahafaty an’alinaliny.”+

      8 Dia tezitra be i Saoly.+ Tsy tiany ilay hira ka hoy izy: ‘Ny an’i Davida nataony an’alinaliny, nefa ny ahy nataony an’arivoarivony. Ny fanjakana ihany sisa no tsy nomena azy!’+

  • 1 Samoela 29:4, 5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Tezitra taminy anefa ireo andrianan’ny Filistinina ka niteny taminy hoe: “Asaivo miverina any io!+ Avereno any amin’izay toerana nametrahanao azy izy, fa aza avela hiara-midina amintsika ho any an’ady, sao hivadihany eo isika.+ Tsy hoentiny any amin’ny tompony fotsiny ve ny lohan’ireto miaramilantsika ireto, dia hahazo sitraka aminy izy? 5 Tsy io ve ilay Davida nanaovan’ny olona dihy sy hira hoe:

      ‘I Saoly nahafaty an’arivoarivony,

      Fa i Davida kosa nahafaty an’alinaliny’?”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara