-
Nomery 15:30Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
30 “‘Fa izay olona manao fanahy iniana manota kosa,+ na teratany izy na vahiny, dia manevateva an’i Jehovah, ka haringana tsy ho anisan’ny fireneny.
-
-
1 Samoela 2:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Ary ny zanakalahin’i Ely dia olona ratsy fanahy.+ Tsy niraharaha an’i Jehovah izy ireo.
-
-
1 Samoela 2:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Tena lehibe teo anatrehan’i Jehovah àry ny fahotana nataon’ireo mpanompo ireo,+ satria nanao tsinontsinona ny fanatitra ho an’i Jehovah ireo lehilahy ireo.
-