-
1 Samoela 22:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Tafatsoaka anefa i Abiatara,+ iray tamin’ny zanakalahin’i Ahimeleka zanak’i Ahitoba. Nandositra izy ka nanaraka an’i Davida.
-
-
1 Mpanjaka 2:26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 Ary hoy ny mpanjaka tamin’i Abiatara+ mpisorona: “Mandehana any Anatota,+ any amin’ny taninao! Mendrika ny ho faty ianao, nefa tsy hamono anao aho androany. Nitondra ny Vata masin’i Jehovah Tompo Fara Tampony teo anatrehan’i Davida raiko+ mantsy ianao, sady niara-niaritra ny fahoriana rehetra nanjo azy.”+
-