-
1 Samoela 23:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Nanontany an’i Jehovah+ àry i Davida hoe: “Tokony handeha hamely an’izany Filistinina izany ve aho?” Dia hoy i Jehovah taminy: “Mandehana asio ny Filistinina ka vonjeo i Keila.”
-
-
1 Samoela 23:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Dia hanolotra ahy eo an-tanany ve ireo mpitarika* eto Keila? Hidina tokoa ve i Saoly, araka ny henon’ny mpanomponao? Mba lazao amin’ny mpanomponao re, ry Jehovah Andriamanitry ny Israely ô!” Dia hoy i Jehovah: “Hidina izy.”
-