8 Ary nanontany an’i Jehovah+ i Davida hoe: “Hanenjika an’ireo mpandroba ve aho? Ho tratrako ve ry zareo?” Dia hoy izy taminy: “Mandehana enjeho ry zareo, fa tsy maintsy ho tratranao, ary hanafaka an’ireo babo ianao.”+
19 Dia nanontany an’i Jehovah+ i Davida hoe: “Hiakatra hiady amin’ny Filistinina ve aho? Hataonao resiko ve ireo?” Ary hoy i Jehovah taminy: “Miakara fa tena hataoko resinao ny Filistinina.”+