1 Samoela 30:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary nanohy nanenjika an’ireo mpandroba i Davida sy ny 400 lahy, fa ny 200 lahy kosa nijanona satria reraka loatra ka tsy vitan’izy ireo ny niampita ny Lohasahan’i* Besora.+
10 Ary nanohy nanenjika an’ireo mpandroba i Davida sy ny 400 lahy, fa ny 200 lahy kosa nijanona satria reraka loatra ka tsy vitan’izy ireo ny niampita ny Lohasahan’i* Besora.+