1 Samoela 30:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary nanontany an’i Jehovah+ i Davida hoe: “Hanenjika an’ireo mpandroba ve aho? Ho tratrako ve ry zareo?” Dia hoy izy taminy: “Mandehana enjeho ry zareo, fa tsy maintsy ho tratranao, ary hanafaka an’ireo babo ianao.”+
8 Ary nanontany an’i Jehovah+ i Davida hoe: “Hanenjika an’ireo mpandroba ve aho? Ho tratrako ve ry zareo?” Dia hoy izy taminy: “Mandehana enjeho ry zareo, fa tsy maintsy ho tratranao, ary hanafaka an’ireo babo ianao.”+