-
Josoa 15:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Izany no lova nozaraina tamin’ny fokon’i Joda, araka ny fianakaviany avy.
-
-
Josoa 15:50Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
50 Anaba, Estemo,+ Anima,
-
-
Josoa 21:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Dia nomen’ny Israelita ho an’ny Levita tamin’ny antsapaka ireo tanàna ireo sy ny kijanany, araka ny didy nomen’i Jehovah tamin’ny alalan’i Mosesy.+
-