FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 11:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary niakatra i Nahasy Amonita+ ka nitoby mba hiady amin’i Jabesy+ any Gileada. Dia hoy ny olona rehetra tao Jabesy tamin’i Nahasy: “Manaova fifanekena* aminay, dia hanompo anao izahay.”

  • 1 Samoela 11:9-11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ary hoy izy ireo tamin’ny olona nirahina avy any Jabesy: “Izao no holazainareo amin’ny olona ao Jabesy any Gileada: ‘Hovonjena ianareo rahampitso, amin’ny mitataovovonana.’”* Dia tonga nilaza izany tamin’ireo olona tao Jabesy ireo iraka, ka faly be izy ireo. 10 Hoy àry ny olona tao Jabesy tamin’ny Amonita: “Hitolo-batana any aminareo izahay rahampitso, ka ataovy aminay izay hitanareo fa mety.”+

      11 Nozarain’i Saoly ho andiany telo ny olona ny ampitso. Dia tafiditra tao an-toby izy ireo tamin’ny fiambenana maraina,* ka namely an’ireo Amonita+ mandra-pahafanan’ny andro. Ary niparitaka izay sisa tsy maty tamin’ny Amonita ka tsy nisy tafaraka na dia olona roa aza.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara