FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 2:4, 5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary tonga ireo lehilahy anisan’ny fokon’i Joda, ka tao izy ireo no nanosotra an’i Davida ho mpanjakan’ny taranak’i Joda.+

      Dia nisy niteny tamin’i Davida hoe: “Ireo lehilahy any Jabesi-gileada no nandevina an’i Saoly.” 5 Naniraka olona nankany amin’ireo lehilahy tany Jabesi-gileada àry i Davida, hilaza hoe: “Hotahin’i Jehovah anie ianareo, satria tianareo i Saoly tomponareo sady tsy nivadika taminy ianareo matoa nandevina azy!+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara