FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 11:1-3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Tatỳ aoriana, dia nivory tany amin’i Davida tao Hebrona+ ny Israelita rehetra, ka niteny hoe: “Iray ra aminao* ihany izahay.+ 2 Ianao foana taloha no nitarika ny Israely rehefa nisy ady,* tamin’i Saoly mbola mpanjaka.+ Ary nilaza taminao i Jehovah Andriamanitrao hoe: ‘Ianao no ho mpiandry ny Israely vahoakako, ary ianao koa no ho mpitarika ny Israely vahoakako.’”+ 3 Tonga tany amin’ny mpanjaka tao Hebrona daholo àry ny anti-panahin’ny* Israely. Ary nanao fifanekena tamin’izy ireo teo anatrehan’i Jehovah tao Hebrona i Davida. Dia nohosoran’izy ireo ho mpanjakan’ny Israely i Davida,+ araka ny teny nasain’i Jehovah nolazain’i Samoela.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara