6 Rehefa tafaverina avy namely an’ireo Filistinina i Davida sy ny olona niaraka taminy, dia nisy vehivavy nivoaka avy tany amin’ny tanàna rehetra teo amin’ny Israely mba hitsena an’i Saoly Mpanjaka. Falifaly be izy ireo ary nihira+ sy nandihy tamin’ny feon’ampongatapaka+ sy mandôlinina.