2 Mpanjaka 11:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Nasain’i Joiada nanao fifanekena tamin’i Jehovah avy eo ny mpanjaka sy ny vahoaka+ hoe ho vahoakan’i Jehovah foana izy ireo. Nasainy nanao fifanekena tamin’ny mpanjaka koa ny vahoaka.+
17 Nasain’i Joiada nanao fifanekena tamin’i Jehovah avy eo ny mpanjaka sy ny vahoaka+ hoe ho vahoakan’i Jehovah foana izy ireo. Nasainy nanao fifanekena tamin’ny mpanjaka koa ny vahoaka.+