FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 23:16, 17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Nanao fifanekena avy eo i Joiada sy ny vahoaka manontolo ary ny mpanjaka hoe ho vahoakan’i Jehovah foana izy ireo.+ 17 Taorian’izay, dia nankany amin’ny tranon’i* Bala ny vahoaka manontolo, ka narodany ilay trano.+ Dia nopotipotehiny ny alitaran’i Bala sy ny sariny.+ Novonoin’izy ireo teo anoloan’ny alitara koa i Matana mpisoron’i Bala.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara