3 Arodano ny alitarany, potipoteho ny tsangambatony masina,+ dory ny tsato-kazony masina,* ary kapao ny sary sokitra ataony andriamanitra,+ ka foano tanteraka eo amin’ilay toerana ny anaran’ireny andriamaniny ireny.+
4 Noravana teo imasony koa ny alitaran’ireo Bala. Dia narodany ny fandoroana emboka manitra teny ambonin’ireny. Nopotipotehiny ho lasa vovoka koa ny tsato-kazo masina* sy ny sary sokitra ary ireo sarivongana metaly,* ka nafafiny teny amin’ny fasan’ireo nanao sorona ho an’ireny.+