2 Mpanjaka 10:27, 28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Noravany ny tsangambato masin’i Bala.+ Dia narodany ny tranon’i Bala+ ka nataony kabine, ary mbola hoatr’izany ilay izy hatramin’izao. 28 Nofongoran’i Jeho tsy ho eo amin’ny Israely àry i Bala.
27 Noravany ny tsangambato masin’i Bala.+ Dia narodany ny tranon’i Bala+ ka nataony kabine, ary mbola hoatr’izany ilay izy hatramin’izao. 28 Nofongoran’i Jeho tsy ho eo amin’ny Israely àry i Bala.